Hafatra am-peo

Hafatra Am-Peo

Mihainoa dia zarao

Ny fomba ikarakaranay ny hafatrao

Ny hafatrao (ny feo noraketinao sy alefanao) dia alefa amin'ny Internet ary voatahiry ao amin'ny servery mba hozaraina.

Ny hafatrao dia azon'ny olona rehetra manana rohy omenay anao.

Voafafa aorian'ny iray volana ny hafatrao. Tsy vitanao ny mamafa azy io.